2019-12-16 12:09:50 +00:00
|
|
|
Nisy anjely hafa tonga, nitàna kopy volamena fondorôna ditin-kakazo magnitra, nitsangana tambonin'ny alitara. Ditin-kakazo amgnitra maro no namena an'azy mba hagnomezany an'izany mban'ny vavakan'ny mpino marobe eo ambonin'ny alitara volamena fandorôna ditin-kazo magnitra alohan'ny sezam-boninahitra eo. Ny setrokan'ny ditin-kakazo magnitra, mban'ny vavakan'ny mpino, de niakatra te alohan'Andriamanitra avy amin'ny tana
|