2019-12-27 16:27:28 +00:00
|
|
|
Aveo izy de nihoaika tamin'ny feo mafy kara ny fieron'ny liona. Ndreka nihoaika izy, de nikotraka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Ndreka nikotroka ny kotroka fito, de tandalam-panoratana zaho, ka naregny feo avy tagny an-danitra aho nizaka hoe: "Tano ho tsiambaratelo zay nozakain'ny kotroka fito
|