-x-antambahoaka_rev_text_reg/06/05.txt

1 line
210 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-08 15:07:29 +00:00
Ndreka nanokatra ny tombo-kase fhatelo ny Zanak'Ondry, de naregny raha-managn'aigna fahatelo zaho ny zaka hoe: "Avia!" Nahita sôvaly mitina zaho, ny mpitengina an'zany de nitàgna fandànjana tegny an-tagnany.