-x-antambahoaka_rev_text_reg/03/12.txt

1 line
378 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-13 19:37:57 +00:00
Ndregny mandresy de atoko andry amin'ny tempolin'Andriamanitrako, ka tsy hiala eo mintsy izy. Sady hosoratako amin'ny agnaran'Andriamanitrako ny agnaran'ny tanànan'Andriamanitrako (de jerosalema vaovao, zay mijotso avy agny an-danitra avy amin'Andriamaitrako), mban'ny agnarako vaovao. Zegny manan-tadigny de aoka mba hiteno tsara zegny raha zakain'ny Fanahy amin'ny mpivavaka.