-x-antambahoaka_rev_text_reg/07/09.txt

1 line
460 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-12 14:37:53 +00:00
\v 9 Tafaran'ny raha io de nizaha aho, de nisy olona marobe zay tsy vô hisa--- avy tamin'ny firenena, foko; olona; sady fizakana marobe--- nitsangana talohan'ny seza fiandrianana de talohan'ny Zanak'ondry. Nagnano ankanjo lava fotsy sady mitàna sampan-drofia tamin'ny tagnan'iary zareo, \v 10 de nagnantso mafy tamin'ny feo mafy iary zareo nagnano hoe: "Ny famonjena de an'Andrimanitrantsena zay mipetraka ambonin'ny seza fiandrianana, sy an'ny Zanak'ondry!"