-x-antambahoaka_rev_text_reg/18/21.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-16 13:34:42 +00:00
Anjely mahery raika nangala vato kara vato be sady ananipy an'izany tan-dranomasina, de nizaka hoe: "Amin'izany fomba izany, Babylona, ny tanàna lehibe, harodagna arahina herisetra, sady tsy ho hiita koa. Ny feo natàn'ny lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina,mban'ny trompetra de tsy ho regny aminao koa. Ny mpagnano asa-tagnana