2019-12-16 12:09:50 +00:00
|
|
|
\v 1 Ndreka nitatain'ny Zanaka ondry ny tobom-kase fahafito, de nisy fahanginana tan-danitra tagny teo amin'ny antsasakadiny teo. \v 2 Aveo de hitako ny anjely fito zay nitsangana teo alohan'Andriamanitra, sady nomena trompetra fito iary zareo.
|