2019-12-16 13:14:42 +00:00
|
|
|
Ny mpivarotra ny entegna zegny tonga mpanan-karena avy amin'azy de henga amin'azy lavitra noho ny fatahorana ny fijaleny, hitomagny sady hisaogna mafy. Hizaka iary zareo hoe: "Loza, loza ho an'ny tanàna lehibe zegny nisikina tamin'ny lamban-drongony tena tsara, volomparasy, mena sady
|