-x-antambahoaka_rev_text_reg/05/06.txt

1 line
370 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-02 12:37:17 +00:00
De hitako nisyZanak'ondry nitsangana tagnelagnelagny sezafiandrianana mban'ny raha managn'aigna efatra de ta. Ôtran'ny hoe olona nivonina izy. Nanagna tandroka fito de maso fito izy; iary zareo no Fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagneran-tany. De nandeha izy sady nangala ny horonan-taratasy tamin'ny tagnana ankavananan'ny tokana nipetraka tamin'ny sezafiandrianana.