-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/13.txt

1 line
421 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-08 17:17:35 +00:00
\v 13 \v 14 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fahaenina, de naregny feo nivôka tamin'ny tandroky ny alitara volamena zay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Sady nizaka tamin'ny anjely fahaenina ny feo magnano hoe: "Avotsory ny anjely efatra izay mifatotra any amin'ny tegnarano lehiben'ny Eofrata." \v 15 Ny anjely efatra zay nomagnina tamin'ny zany lera zany, de nivahaina hamono ny ampahatelon'ny olombelona.