-x-antambahoaka_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
292 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-22 17:08:26 +00:00
\v 1 \v 2 Aveo zaho nahita lagnitra ambana tany vaovao, ka fôgna ny lagnitra amban'ny ny tany voalohany, ka tsisy koa ny ranomasina. Hitako ny tanàna masina, de Jerosalema vaovao, zay nijotso avy tagny an-dagnitra, avy amin'Andriamanitra, vôhomagna kara ny ampipôziavina ho an'ny vadiny.