-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/14.txt

1 line
473 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 14 Sambatra zegny manasa ny akanjoniary zareo. Mba hahazo alalagna mihinagna avy amin'ny hazon'ny fiaignana sady hiditra amin'ny tanàna de aveo amin'ny vavahady; (Fagnamarihana: Na tokony: "Sambatra zegny manasa ny akanjon'iary zareo." Ny antontan-taratasy hafa taloha de mivaky hoe : " Sambatra zegny magnano ny didiny.") \v 15 Fa ambelagny ny amboa, ny mpagnano ody, ny mpijangajanga, ny mpamono olona, ny mpanompo sampy, mbanny zegny tia mametsy sady mpametsy.