-x-antambahoaka_rev_text_reg/22/08.txt

1 line
460 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-11-07 14:25:09 +00:00
\v 8 Izaho, jaona, ny raika zay naregny sady nahita anny raha io. ndreka naregny sady nahita anizany aho, de nondrika taminny tongotranny anjely n tegnako mba hidera anazy, ny anjely nagnatoro anaha anny raha io.\v 9 De nizaka izy taminaha : "Aza magnano anizany ! Fa mpanompo akamanao miaraka aminao aho, miaraka aminny mpaminany rahalahinao, sady miaraka aminny zegny mankàto ny zakanny boky ity. Miderà anAndriamanitra!"