-x-antambahoaka_rev_text_reg/19/19.txt

1 line
484 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2019-12-08 13:33:08 +00:00
\v 19 De nahita ny bibi-dia mban'ny mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafikan'iary zareo aho. Nitambatra iary zareo mba hiady amin'ny raika zay nideba ny sôvaly mban'ny tafika anazy. \v 20 Voasambotra lay bibi-dia mban'ny mpaminany sandoka zay nagnano famantarana tagnatrehany. Tamin'io famantarana io ny no namitahany an'iary zareo zegny nandray ny mariky ny bibi-dia mban'iary zareo zegny nanompo ny sariny. Izy roy io de natipy velona tagnatin'ny farihin'afo mirehitra solifara.