-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/11.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-14 11:03:58 +00:00
\v 11 Ny setroka avy amin'ny fijalian'iary zareo de miakatra mandrakizay doria, sady tsy manam-pahataperana andro aman'alina iary zareo- iregny mpanompon'ny bibidia sy ny sariny iregny, ary ny olona maro be zay mandray ny mariky ny agnarany.\v 12 Ity de antso ho an'ny faharetana maharitr'iregny zay masina, iregny zay mankatoa iregny didin'Andriamanitra sady mino an'i Jesôsy."