-x-antambahoaka_rev_text_reg/14/01.txt

1 line
372 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-14 11:03:58 +00:00
\v 1 Nizaha zaho ka nahita ny Zanak'ondry nitsangana tamin'ny tendrombohitra Ziona. Niaraka tamin'Azy iregny 144.000 zay nanagna ny agnarany sy ny agnaran'ny Iabany voasoratra eo amin'ny handrignan'iary zareo. \v 2 Naregny feo avy agny an-dagnitra kara ny fikororohan'ny rano be sy orana mafy zaho. Ny feo regniko my koa de kara ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.