-x-antambahoaka_php_text_ulb/03/17.txt

1 line
293 B
Plaintext

Alainareo tahaka aho, ry rahalahy. Diniho akeky zegny mandeha karan'ny ohatra zegny hitanareo aminay. Maro ny mandeha _ zegny efa nizaikaiko anareo matetika, sady amin'izao de mizaka aminareo amin'alahelo aho _ karan'ny fahavalon'ny hajofijalen'i Kristy. Fangapotehina ny fiafaran'iary zareo.