-x-antambahoaka_php_text_ulb/04/14.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 14 Nefa, anareo de nagnano tsara taminaha my tamin'ny fasahiragnako. \v 15 Sady anareo Filipiana mafantatra fa tamin'ny fiandohan'ny filanzantsara, ndreka nenga tany Makedonia izaho, de tsisy fengonana nanohagna anaha na mahakasika fagnomezana mban'ny fandresana afa tsy anareo raika my. \v 16 Na tamin'izao tagny Tesalonika aza de nagnandefa fagnampena ho an'ny ndregny nilaiko nihôtra ny indraika mandeha anareo. \v 17 Tsy hoe miaragna fagnomezana izaho. Fa, de mba miaragna koza ny vokatra zegny mampiakatra ny voninahitrareo aho.