-x-antambahoaka_php_text_ulb/03/12.txt

1 line
494 B
Plaintext

\v 12 Tsy marina fa efa nandray an'ny raha marobe io aho, na hoe tonga lafatra aho. Fa magnano zegny azoko atao aho mba handrombaka ny nandrombahan'i Kristy Jesôsy anaha. \v 13 Ry rahalahy, tsy tagnatin'ny saignako fa hoe ny tegnako de efa nandrombaka an'izany. Fa misy raha raika: afara agny de adignoiko izany de atao zegny hatonga anaha ho aloha eo fezay. \v 14 Ataoko zegny hatratrarako ny tanjognako amin'izay mahazo lokan'ny antso avy ambony avy amin'Andriamanitra amin'i Kristy Jesôsy.