-x-antambahoaka_php_text_ulb/02/14.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 14 De amboary tsy am-pimognomognonana na amin'ny fiadian-kevitra ny raha marobe. \v 15 Magnamboara karan'izany mba hanjary ho zanak'Andriamanitra tsisy sady marina, tsisy takaitra anareo. Miàsa karan'izany hampamirapiratra anareo karan'ny fahazavana amin'izao tontolo izao, am-pivonan'ny taranaka meloka sady maditra. \v 16 Mifikira mafy amin'ny Zakan'ny fiaignana mba hanagnako antony hireharehako amin'ny andron'i Kristy. Fa amin'izany de hofantako fa tsy ho very maigna ny nihazakazahako sady tsy ho very maigna koa ny niasako.