\v 22 Fa fantanareo ny fahatsarany, satria karan'ny zaza manompo an'i abany, ny nanompoany niaraka taminaha tamin'ny filzantsara. \v 23 Ka magnantegna ny hagnandefa an'azy aho na vĂ´ hitako hoe magnano akory ny fandehan-draha aminaha aty. \v 24 Fa matoky ny Tompo aho fa tonga agny malaky koa ny tegnako.