Tapa-kevitra amin'izany aho, de fantako fa hipetraka sady hanohy aminareo hiaraka aminareo marobe ao, handeha amin'ny fandrosoana mban'ny fifalena amin'ny finoana anareo. Mba ho aminaha de afaka hirehareha amin'i Kristy Jesôsy anareo ndreka mierigna aminareo ndreka aho. Managna fitondran-tegna amin'ny fomba mifagnaraka ny filazantsara an'i Kristy, ka na tonga aho hizaha anareo ndre tsy eo, de afaka ha