diff --git a/02/28.txt b/02/28.txt index c22effb..a8e7138 100644 --- a/02/28.txt +++ b/02/28.txt @@ -1 +1 @@ -Ka de amina fasahena maro be ny hagnadefasako an'azy, ka ndreka hahita an'azy ndreka anareo de mba hifaly amin'izay afaka amin'ny fagnahiako aho. Reso amin'ny Tompo Epafrodito mban'ny fifalena marobe. Hajay ny olona karan'azy. Fa ho an'ny asan'ny Kristy no nagnekekezany n fahafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana anaha mba hagnatanterahany zegny tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompoana taminaha. \ No newline at end of file +\v 28 \v 29 \v 30 Ka de amina fasahena maro be ny hagnadefasako an'azy, ka ndreka hahita an'azy ndreka anareo de mba hifaly ka ndre zaho de ho afaka amin'ny fagnahiako. Reso amin'ny Tompo Epafrodito mban'ny fifalena marobe. Hajay ny olona karan'azy. Fa ho an'ny asan'ny Kristy no nagnekekezany n fahafatesana. Fa nagnano vy very ny aignany izy hanompoana anaha mba hagnatanterahany zegny tsy afaka nataonareo tamin'ny fanompoana taminaha. \ No newline at end of file