Fri Oct 25 2019 11:25:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:25:35 -04:00
parent 07d133d493
commit e5364705dc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Misaotra an'Andriamanitrako amin'ny fahatsiarovako anareo aho. Amin'ny fivavahako ho anareo marobe, de amin'ny fifalena hatrany no angambarako ny fivavahako. Misaotra anareo aho amin'ny firaisanareo amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalahany ka de hatramin'izao. Mahatoky an'io raha io aho, fa Izy de nanomboka ny asa tsara tamin'areo ka hanantareka an'io hatramin'ny andron'i Jesosy Kristy.
Misaotra an'Andriamanitrako amin'ny \v 3 fahatsiarovako anareo aho. \v 4 Amin'ny fivavahako ho anareo marobe, de amin'ny fifalena hatrany no angamboarako ny fivavahako. \v 5 Misaotra anareo aho amin'ny firaisanareo amin'ny filazantsara nanomboka tamin'ny andro voalahany ka de hatramin'izao. \v 6 Mahatoky an'io raha io aho, fa Izy de nanomboka ny asa tsara tamin'areo ka hanantareka an'io hatramin'ny andron'i Jesosy Kristy.