From 982e2af0d77e51ec1e3333044ebd478c91af0f6d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 25 Oct 2019 15:55:13 -0400 Subject: [PATCH] Fri Oct 25 2019 15:55:12 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 03/08.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 0d20274..e92bff1 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -Ny tena marina mako, nataoko ho faty antoka aby ny raha marobe avy amin'ny halebiazan'ny fahalalana an'i Kristy Jesôsy Tompoko. Avy amin'Azy de nareko ny raha marobe. Eritreretiko ho fako izany mba hahazoako an'i Kristy sady ho hita amin'Azy aho. Tsy managna fahamarinana ho an'ny tegnako avy amin'ny lalàna aho. Fa, managna fahamarinana koza zegny avy tamin'ny finoana an'i Kristy aho , fahamarinana \ No newline at end of file +Ny tena marina mako, nataoko ho faty antoka aby ny raha marobe avy amin'ny halebiazan'ny fahalalana an'i Kristy Jesôsy Tompoko. Avy amin'Azy de nareko ny raha marobe. Eritreretiko ho fako izany mba hahazoako an'i Kristy sady ho hita amin'Azy aho. Tsy managna fahamarinana ho an'ny tegnako avy amin'ny lalàna aho. Fa, managna fahamarinana koza zegny avy tamin'ny finoana an'i Kristy aho , fahamarinana avy amin'Andriamanitra zegn y mifototra amin'ny finoana. Ka amin'izao de te hahalala Azy mban'ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty mban'ny fiomb \ No newline at end of file