Fri Oct 25 2019 11:47:34 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:47:35 -04:00
parent 6be69aae8f
commit 565e306b67
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady teko fantanareo, ry rahalahy, fa zegny raha niseho taminaha de niasa ho amin'ny fampandrosoana ny filazantsara tegnany. Vokany de, ny fatotrako tamin'i Kristy de nibaribary be nagneragnan'ny mpiambinan'ny lapa marobe mban'ny olona hafa. Ny ankamarozan'ary zareo rahalahy de managna toky agnonabe
Sady teko fantanareo, ry rahalahy, fa zegny raha niseho taminaha de niasa ho amin'ny fampandrosoana ny filazantsara tegnany. Vokany de, ny fatotrako tamin'i Kristy de nibaribary be nagneragnan'ny mpiambinan'ny lapa marobe mban'ny olona hafa. Ny ankamarozan'ny rahalahy de managna fahatokisana agnonabe amin'ny Tompo avy amin'ny fatotrako, sady nasahy magnambara tsisy fatahorana ny zakany iary zareo.