Fri Oct 25 2019 17:11:12 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 17:11:13 -04:00
parent 379f1bd23c
commit 376e375767
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nefa, anareo de nagnano tsara taminaha my tamin'ny fasahiragnako. Sady anareo Filipiana mafantatra fa tamin'ny fiandohan'ny filanzantsara, ndreka nenga tany Makedonia izaho, de tsisy fengonana nanohagna anaha na mahakasika fagnomezana mban'ny fandresana afa tsy anareo raika my. Na tamin'izao tamin'ny T
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Nefa, anareo de nagnano tsara taminaha my tamin'ny fasahiragnako. Sady anareo Filipiana mafantatra fa tamin'ny fiandohan'ny filanzantsara, ndreka nenga tany Makedonia izaho, de tsisy fengonana nanohagna anaha na mahakasika fagnomezana mban'ny fandresana afa tsy anareo raika my. Na tamin'izao tagny Tesalonika aza de nagnandefa fagnampena ho an'ny ndregny nilaiko nihôtra ny indraika mandeha anareo. Tsy hoe miaragna fagnomezana izaho. Fa, de mba miaragna ny voka