-x-antambahoaka_phm_text_reg/01/01.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 1 Paoly, gadran'i Jesôsy Kristy,mban'ny Timoty rahalahy ho an'i Filemona, namana tenay sy ny mpiara-miasa aminay,\v 2 de ho an'i Apia anakavinay, de Arkipo miaramila akamanay koa, de ho an'ny mpivavaka zegny miangona adragnonao ao. \v 3 Enga anie de ho aminareo ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Abantsena sy Jesôsy Kristy Tompo.