-x-antambahoaka_phm_text_reg/01/17.txt

1 line
265 B
Plaintext

Ka raha managna anaha ho miara-miasa anao, de reso kara anaha izy. Ndreka magnano ny tsy mety izy na misambotra na ino na ino aminao, de atofay ho anaha zany. Izaho, Pôly, manoratra zao amin'ny tagnako: Zaho, no hagnefa aminao. Tsy mikorana minao hoe misambora ny