-x-antambahoaka_phm_text_reg/01/08.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 8 Noho zany, na de managna fasahena marobe amin'i Kristy aza zaho handidy anao mba hagnano zay tokony hatônao,\v 9 nefa nohon'ny fitiavana, de magnatso anao koja aho, zaho Pôly, lilay antitra, ka amin'izao de gadra ho an'i Jesôsy Kristy.