Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekenao aminaha. Tsy teko ho an-katerena ny asa tsara ataonao fa an-tsitrapo. Noho zany angamba no nisarahany taminao nandritra ny fotôna foika, mba hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo