Ny toky momba ny fagnarahanao, no soratako ho anao. Fa tatro fa hagnano mihôtra noho zay angatahiko anao. Madritra ny fotôgna zany my, Vognono ho anaha ny efitra fandraisam-bahiny, ka magnatena zaho fa amin'ny alalan'ny vavako de haeri