\c 1 \v 1 Pôly, vôgadra an'i Jesôsy Kristy, amban'ny ralahy Timoty ho an'i Filemôna, akama malalanay de mpiara-miasa aminay, \v 2 de ho an'i Apia anakavinay, sady Arkipo miaramila akamanay, de ho an'ny fiangonana zay mivory adragnonao. \v 3 Ho aminareo anie ny fahasoavana amban'ny fiadanana avy amin'Andriamanitra de Jesôsy Kristy Tompo.