auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-19 21:53:30 +03:00 committed by root
parent 519c3f7e8e
commit b31b8f4e7b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho. Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy. Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao
Misôtra ny Andriamanitro fehizay aho. Manognona anao zaho amin'ny fivavahako. Efa naregny ny amin'ny fitiavana amban'ny finoana zay ao amin'i Jesôsy Kristy Tompo sady hoan'ireo mpino marobe zaho. Mivavaka zaho mba hatonga ny fikanbanana amin'ny finôna ho vagnona amin'ny fahalalana ny raha tsara marobe zay eo amintsena amin'i Kristy. Fa nanagna fifalena de finoana lebe zaho nohon'ny fitiavanao, satria ny fon'ireo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry ralay