auto save
This commit is contained in:
parent
48861afcdd
commit
93ea4e4c51
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekenao aminaha. Tsy teko ho an-katerena ny asa tsara ataonao fa an-tsitrapo. Noho zany angamba no nisarahany taminao nandritra ny fotôna foika, mba hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo koa izy, fa tsara lavitra noho ny andevo, de ralay malala. Izy no malala indrindra aminaha, de mihôtra lavitra ho anao na amin'ny nofo na amin'ny Tompo
|
Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekenao zaho. Tsy teko ho an-katerena ny asa tsara ataonao fa an-tsitrapo. Noho zany angamba no nisarahany taminao nandritra ny fotôna foika, mba hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo koa izy, fa tsara lavitra noho ny andevo, de ralay malala. Izy no malala indrindra aminaha, de mihôtra lavitra ho anao na amin'ny nofo na amin'ny Tompo
|
Loading…
Reference in New Issue