auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-19 20:52:44 +03:00 committed by root
parent 6c7bd75835
commit 8d4dddd6c6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka raha managna anaha ho miara-miasa anao, de reso kara anaha izy. Ndreka magnano ny tsy mety izy na misambotra na ino na ino aminao, de atofay ho anaha zany. Izaho, Pôly, manoratra zao amin'ny tagnako: Zaho, no hagnefa aminao. Tsy mikorana aminao hoe misambora ny tegnanao aminaha anao. Aika a ralay atofay mahazo tombony amin'ny Tompo zaho; Ameo fili
\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Ka raha managna anaha ho miara-miasa anao, de reso kara anaha izy. Ndreka magnano ny tsy mety izy na misambotra na ino na ino aminao, de atofay ho anaha zany. Izaho, Pôly, manoratra zao amin'ny tagnako: Zaho, no hagnefa aminao. Tsy mikorana aminao hoe misambora ny tegnanao aminaha anao. Aika a ralay atofay mahazo tombony amin'ny Tompo zaho; Ameo filignesana ny foko amin'ny Kristy.