diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 0eb6aac..1a6d1f9 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ka raha managna anaha ho miara-miasa anao, de reso kara anaha izy. Ndreka magnano ny tsy mety izy na misambotra na ino na ino aminao, de atofay ho anaha zany. Izaho, Pôly, manoratra zao amin'ny tagnako: Zaho, no hagnefa aminao. Tsy mikorana minao hoe misambora ny \ No newline at end of file +Ka raha managna anaha ho miara-miasa anao, de reso kara anaha izy. Ndreka magnano ny tsy mety izy na misambotra na ino na ino aminao, de atofay ho anaha zany. Izaho, Pôly, manoratra zao amin'ny tagnako: Zaho, no hagnefa aminao. Tsy mikorana minao hoe misambora ny tegnanao aminaha anao. \ No newline at end of file