diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 3460ed6..e562981 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekenao aminaha. Tsy teko ho an-katerena ny asa tsara ataonao fa an-tsitrapo. Noho zany angamba no nisarahany taminao nandritra ny fotôna foika, mba hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo koa izy, fa tsara lavitra noho ny andevo, de ralay malala. Izy no malala indrindra aminaha, de mihôtra lavitra ho anao na amin'ny nofo \ No newline at end of file +Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekenao aminaha. Tsy teko ho an-katerena ny asa tsara ataonao fa an-tsitrapo. Noho zany angamba no nisarahany taminao nandritra ny fotôna foika, mba hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo koa izy, fa tsara lavitra noho ny andevo, de ralay malala. Izy no malala indrindra aminaha, de mihôtra lavitra ho anao na amin'ny nofo na amin'ny Tompo \ No newline at end of file