1 line
436 B
Plaintext
1 line
436 B
Plaintext
Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra raika my. Fantanao ma ny didy hoe: 'Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelogna tsy marina, aza magnambaka, haja |