-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/03/33.txt

1 line
316 B
Plaintext

De namaly Izy hoe: "ka iza ma i Endriko sy ampirahalahy aminaha?" de nijeravany magnodidigna tamin'ny olona nipetraka magnodidigna an'Azy teo, de izaka Izy hoe: "Jerevo, itôgny endriko mbàn'ny ampirahalahy aminaha! Fa na zovy na zovy magnano sitrapon'Andriamanitra, de izany mi aminaha ampirahalahy aminaha de ana