-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/18.txt

1 line
251 B
Plaintext

Iregny no nambolena tamin' ny tany fantsy. Naregny ary zareo, fa nagnay tamin'ny izao fiaignana izao, ka nanery ny teny de tsisy isiny zany. Ary izay nambolena tegny amin'ny tany tsara de naregny teny ka nandray zany, de namoa marobe izay nambolena.