1 line
382 B
Plaintext
1 line
382 B
Plaintext
\v 6 \v 7 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny. |