-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/03.txt

1 line
210 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.