-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/04/01.txt

1 line
661 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy ahita