-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/12/43.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 43 De nantsovany aby mpianatrany io sady nizakainy hoe: "Zaikaiko aminareo ne tena marina, fa ity viavy sahiragna amim-pitondrantena ity no tena nandatsaka be ambonin'ny olona zegny nandatsaka vola tamin'ny boatin-drakitra. \v 44 Satria ny sanagny de nagnome tamin'ny fangnamben'iary zareo, fa ity mpitondratena ity koza, de nandatsaka any ndregny vola tokony namelomany tegna izy."