-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/14/47.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 47 Fa nisy raika tamin'iary zareo nitsagnana namoaka ny sabatrany ka nanapaka ny tadignin'ny mpiasan'ny mpisoronabe.\v 48 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tonga hisambotra, anaha kara hisambotra olo-dratsy, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy zany anareo an?\v 49 Tamin'ny Zaho taminareo isan'andro sy nampianatra tam-piangonana, tsy nisamborinareo. Fa natao zao mba hatanteraka ny Soratra Masina." \v 50 De niala an'Azy aby iary zareo marobe niaraka tamin'i Jesôsy sady nilefa.