-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/15/45.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 45 Ndreka naatoky ny raha nizakain'ny kapiteny fa maty Jesôsy, de nomeny an'i Josefa ny fatiny. \v 46 De Josefa nividy tapatsihy madinika igny, sady napetragny tam-pasagna nangdiny tamin'ny vatolampy. Aveo de nitohagnany vato ny varangaram-pasagna. \v 47 De hitan'i Maria Magdalena sy Maria endrin'i Jesôsy ny pilasy nandevegnana an'Azy.