-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/11/04.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Nandeha nivôka ary zareo de nahita zanak'apondra nifatotra ivelan'ny tragno agnilan'ny varangaragna amoron-dalana eo sady nivahan'ny ary zareo ny fatotrany. de nisy olona sasany nijoro teo de nizaka tamin'ny ary zareo:"ka nagnino ra vahanareo io zanak'apondra io? De nizakainy tamin'ny olona io ny raha nizakain'ny Jesôsy tamin'ny ary zareo igny de navelan'olona handeha amin'ny lalagnany mi ma ary zareo.