-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/01/09.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 9 Tamin'ny andro neven'ni Jesôsy avy tany Nazaretan'ny Galilia igny no nampisy an'izany, de namboarin'i Jaona batisa tamin'ny tegnaranon'ny Jordana Izy. \v 10 Ndreka niakatra avy tagnaty rano Jesôsy de hitan'ny nivoha ny lanitra de nisy Fanahy masina nandrorogna tamin'Azy kara voromalala. \v 11 De nisy feo tan-danitra nizaka hoe:"Anao no zanako tena teko sady atokisako."