|
Ndreka i Jesosy raika, de nagnotany Azy mpianatra makasika ny fagnoarana. De zao nizakainy hoe: " Hô nareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. fa ny tsy agnatiny de fagnoarana, ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra. |